Melaneziana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-16:
Rehefa nifandray amin' ny mpivarotra sy misionera kristiana tamin' ny faran' ny taonjato faha-19 sy tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20 ny Melaneziana dia tsy nanary ny fomban-drazany fa namorona [[Sinkretisma|fivavahana mampifangaro finoana]] sy fomba, dia ny fivavahana amin' ny sambo, ny finoana [[Milenarisma|milenarista]] izay inoany fa hisian' ny sambo hitondra harena ho azy ireo. Tamin' ny taona 2011 dia fantatra fa ny 92 %n' ny Maleziana dia Kristiana.
 
=== Fiteny any Melanezia ===
[[Sary:Fenualoa Tuo school children.jpg|vignette|Ankizy mpianatra any amin' ny nosy Solomon]]
Miteny amin' ny fiteny maro ao amin' ny [[fianakaviam-piteny aostrôneziana]] na [[Fiteny malaiô-pôlineziana|malaiô-pôlineziana]] ny Melaneziana, indrindra ny sampam-piteny ôseaniana na [[Fiteny ôseanika|ôseanika]], sy amin' ireo [[vondrom-piteny papoa]] tsy miray fianakaviana. Maro koa ireo fiteny kreôly tenenin' ny Melaneziana, toy ny tok pisin, ny hiri motu, ny pijin, ny bislamara ary ny ny maley papoa.