Heliôpôlisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Heliopolis200501.JPG|thumb]]
 
'''Heliôpôlisy''' (I͗wnw, Iunu na 𓉺𓏌𓊖; [[Fiteny egiptiana taloha|Ejiptanina taloha]]: I͗wnw, [[Kopta]]: ⲱⲛ; [[GrikaFiteny grika taloha|Grika]]: Ἡλιούπολις, ''Hēlioúpοlis'') dia [[tanàna]] lehibe tany [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha| Ejiptana taloha]]. Io no renivohitry ny Egiptana faha-13 ny Heliôpôlitana avy any Ejipta Ambany ary ivon-toerana ara-pivavahana lehibe. Any Ayn Shams no misy azy ankehitriny, faritra avaratra atsinanan'ny [[Kairo]].