Andriamanibavy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Isis.svg|vignette|399x399px|Ny andriamanibavy egiptiana Isisy.]]
Ny '''andriamanibavy''' dia [[Andriamanitra (anarana iombonanaankapobeny)|andriamanitra]] inoana fa tsy lahy fa vavy. Matetika dia mifandray amin' ny hatsaran-tarehy, amin' ny fitiavana, amin' ny maha reny ary amin' ny fahavokarana ny andriamanibavy (toy ny andrianibavyandriamanibavy reny izay nivavahan' ny vahoaka sasany tamin' ny vanimpotoana talohan' ny tantara). Indraindray koa anefa dia ampifandraisina amin' ny resaka ady miaramilaara-tafika sy amin' ny famoronana ary amin' ny fahafatesana ny andriamanibavy. Ao amin' ireo fivavahana mivavavaka amin' andriamanitra maro ([[PoliteismaPôliteisma|politeistapôliteista]]) dia maro ireo andriamanibavy sy ny andriamanidahy ivavahana, izay heverina fa fisiana miavaka sy misaraka amin' izy samy izy. Ireo andriamanitra ireo dia mivodronamivondrona anaty [[panteôna]] na miahy fari-tany samihafa. Indraindray dia sady lahy no vavy ny andriamanibavy iray. Ny fivavahan' ny [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha|Egiptiana taloha]], ny fivavahan' ny Mesopotamiana[[Mesôpôtamia|Mesôpôtamiana]], ny fivavahan' ny [[Kanaanita]], ny fivavahan' ny Grika taloha, ny fivavahan' ny RomanaRômana taloha, ny [[hindoisma]], ny [[taoismataôisma]], ny [[sintoismasintôisma]], ny fivavahana seltika taloha, ny fivavahana jermaika taloha, ny [[gnostisismagnôstisisma]], ny [[fivavahana vikà]], sy ny maro hafa koa, dia mino ny fisian' ny andriamanibavy.