Kartikeya: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Skanda Musée Guimet 1197.jpg|vignette]]
I '''Kartikeya''' na '''Skanda''', ao amin' ny [[hindoisma]], dia [[Andriamanitra (ankapobeny)|andriamanitry]] ny tafiky ny andriamanitra. I Devasena no [[andriamanibavy]] vadiny. Zanak' i [[Shiva]] sy i Pârvatî izy. Vanto-jaza mandrakizay (''kumâra'') izy ka itsaohana nandritra ny Empira Gupta (taonjato faha-3 hatramin' ny faha-6) izy tao India Avaratra izay nanao azy ho andriamanitra mpiaro ireo Chalukya (dinastia tamin' ny taonjato faha-6 ka hatramin' ny faha-12). Ao India Atsimo no mampalaza azy, ka ao izy dia fantatra amin' ny anarana amin' ny [[Fiteny tamily|teny tamily]] hoe '''''Murugan''''' ("zazalahy").