Imperialisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:RomanEmpire 117.svg|vignette|319x319px|Ny [[Empira Rômana]] tamin' ny taona 177: fafa-fiitarany tamin' ny nahafatesan' i Traiano. ]]
Ny '''imperialisma''' dia fomba fitondrana ara-pôlitika izay ahitana [[firenena]] lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’ ny sisintaniny. Ny tanjon’ ny imperialisma dia ny manangana [[empira]] (fanjakàn-dehibe mampiray fanjakana maro sy vahoakam-pirenena maro amin' ny alalan' ny fahefana tokana). Manjaka amin' ny firenena hafa amin’ ny alalan’ ny tafiny ny firenena imperialista. Na dia izany aza dia mety tsy mampiasa herin-tafika ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-pôlitika ary ara-toekarena eo amin’ ilay firenena.
 
Ny firenena manjaka araka ny imperialisma dia mitady hanangona ireo loharanon-karena voajanahary (tanim-boly, sns), na arak’olonaarak’ amin’nyolona alalan’nyamin' ny alalan' ny [[fanandevozana]] azy ireo na amin’nyamin' alalan’nyny alalan' ny fanofanana azy amin’nyamin' ny asa kely karama (sy/na kely andraikitra). Mety hantsoina hiady ho an’nyan' ny empira izy ireo. Mety ho azon’ilayazon' ilay firenena imperialista ihany koa ireo tsena an-toerana ary mety ho voatery hividy na hivarotra amin’ilayamin' ilay governemanta imperialista na amin' ny indostrian’nyindostrian' io governemanta io ny vahoaka. Mety haha mpanan-karena sy hitondra tombon-tsoa maharitra ho an' ilay firenena imperialista ny pôlitika imperialista.
 
Mety haha mpanan-karena sy hitondra tombon-tsoa maharitra ho an’ilay firenena imperialista ny pôlitika imperialista.
 
== Jereo koa ==