Ginea Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
(Nanisy sary)
kAucun résumé des modifications
[[Sary:LocationNewGuinea.svg|vignette|403x403px363x363px]]
I '''Ginea Vaovao''' dia nosy ao [[Ôseania]] izay manakaiky ny [[Ranomasimbe Pasifika]] ao andrefana, manana velarana mirefy 775 &nbsp;210 &nbsp;<abbr>km<sup>2</sup></abbr>, ka laharana fahatelo amin' ny nosy be velarana indrindra eto an-tany, aorian' i [[Aostralia]] sy i [[Groenlandy]].
 
Nosy ao avaratr' i Aostralia i Ginea Vaovao, ao atsinanana -atsimo -atsinanan' ny tamba-nosy Môloka sy ao andrefan'ny i Britaina Vaovao, ao amin' ny faritry ny Ranomasimbe Pasifika atao hoe [[Melanezia]]. Ao atsimony ny andilan-dranomasina Tora sy ny Ranomasin' i Arafora, izay manasaraka azy amin' i Aostralia, ao atsinanana ny Ranomasin' ny SalômônaSôlômôna sy ny Ranomasin' i Bismarck, ary ao avaratra ny Ranomasimbe Pasifika. Mirefy 2 &nbsp;400 &nbsp;km any ho any ny halavany ary 700 &nbsp;km ny sakany. Misy [[tandavan-tendrombohitra]] mitsinjara roa saika mitovy ny atsinanana sy ny andrefana. Ny tany avo indrindra dia mirefy 4 &nbsp;884&nbsp;m ao amin' ny tendro Ponkaka Jaia (''Puncak Jaya''), ao amin' ny tendrombohitra Maoke, ao amin' ny tapany andrefan' io nosy io.
 
Firenena roa no mizara an' i Ginea Vaovao, dia i [[Ginea Vaovao Andrefana]] (izay ahitana ny faritany indôneziana roa: i Papoazia sy i Papoazia Andrefana), sy ny ampahany lehibe amin' ny fanjakana mahaleo tenan' i [[Papoazia-Ginea-Vaovao]]. NyMiisa mponina10 aotapitrisa amin'ioany nosyho ioany diany miisamponina 10ao tapitrisaamin' anyio honosy anylehibe io tamin' ny taona 2014.
27 956

modifications