Melaneziana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Two Vanuatu girls.jpg|vignette|297x297px|Zazavavy kely any [[Vanoato|Vanuatu]]]]
Ny '''Melaneziana''' dia vahoaka monina indrindra amin' ireo [[vondro-nosy]] mitambatra ao amin' i [[Melanezia]], ao avaratra sy avaratra-atsinanan' i [[Aostralia]], sy mahafaoka an' i [[Papoazia-Ginea-Vaovao]] sy an' i [[Kaledônia-Vaovao]] ary an' ireo vondro-nosy [[Solomon (vondro-nosy)|Solomon]] sy [[Vanoato|Vanuatu]] ary [[Fidji (vondro-nosy)|Fidji]].
 
== Fiaviany ==
Ny Melaneziana dia taranaky ny olona nifindra monina avy any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i [[Azia]] tamin' ny alalan' ny lakanlakam-dehibebe tokony 3 000 taona tal. J.K. hatramin' ny taonarivo voalohany tal. J.K. Nizotra nankany atsinanana sy niorim-ponenana tsikelikely tao amin' ireo faritra a-morontsiraka tao amin' ireo nosy ireo izy ireo alohan' ny hidirany tany afovoan-tany.
 
== Asa fivelomana ==
Andalana faha-18:
=== Fiteny any Melanezia ===
[[Sary:Fenualoa Tuo school children.jpg|vignette|Ankizy mpianatra any amin' ny nosy Solomon]]
Miteny amin' ny fiteny maro ao amin' ny [[fianakaviam-piteny aostrôneziana]] na [[Fiteny malaiô-pôlineziana|malaiô-pôlineziana]] ny Melaneziana, indrindra ny sampam-piteny ôseaniana na [[Fiteny ôseanika|ôseanika]], sy amin' ireo [[Vondromvondrom-piteny papoa|fiteny papoa]] tsy miray fianakaviana. Maro koa ireo fiteny kreôly tenenin' ny Melaneziana, toy ny tok pisin, ny hiri motu, ny pijin, ny bislamara ary ny ny maley papoa.
 
== Jereo koa ==