Melaneziana (vahoaka) : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k
k
 
== Fiaviany ==
Ny Melaneziana dia taranaky ny olona nifindra monina avy any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i [[Azia]] tamin' ny alalan' ny lakan-dehibe tokony 3 000 taona tal. J.K. hatramin' ny taonarivo voalohany tal. J.K. Nizotra nanjkanynankany atsinanana sy niorim-ponenana tsikelikely tao amin' ireo faritra a-morontsiraka tao amin' ireo nosy ireo izy ireo alohan' ny hidirany tany afovoan-tany.
 
== Asa fivelomana ==
Monina ambanivohitra ny Melaneziana. Mpamboly amin' ny tany avy nodorana mba hambolena zavamaniry misy vodiny, toy ny [[saonjo]] sy ny [[vomanga]] sy ny hafa koa ny Maleziana. Mampidi-bola amin' ny alalan' ny fanamboarana [[kôpra]] koa izy ireo. Mamboly [[Kafe (maniry)|kafe]] sy [[Kakao|kakaô]] koa ny Melaneziana. Miompy [[kisoa]] sy karazana [[lamboala]], izay ataony sorona amin' ny lanonana misy fomban-drazana izy ireo, ka ny henany dia zaraina amin' ny mpanatrika rehetra. Mihinana [[trondro]] ireo vahoaka maleziana monina a-morontsiraka.
 
== Kolontsaina ==
 
=== Kolontsaina taty aoriana ===
Rehefa nifandray amin' ny mpivarotra sy misionera kristiana tamin' ny faran' ny taonjato faha-19 sy tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20 ny Melaneziana dia tsy nanary ny fomban-drazany fa namorona [[Sinkretisma|fivavahana mampifangaro finoana]] sy fomba, dia ny fivavahana amin' ny sambo, ny finoana [[Milenarisma|milenarista]] izay inoany nyfa hisian' ny sambo hitondra harena ho azy ireo. Tamin' ny taona 2011 dia fantatra fa ny 92 %n' ny Maleziana dia Kristiana.
 
=== Fiteny any Melanezia ===
24 788

modifications