Hivoka: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Oldoinyolengai.jpg|vignette|299x299px|Ny hivoka be bozaka eo am-pototr' i Ol Doinyo Lengaï ao [[Tanzania]].]]
Ny '''hivoka''' dia fitambarana [[zavamaniry]] fahita amin' ny faritra manana toetany mafana ([[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-janapehin-tany]] sy [[toetanim-pehiben-tany]]) misy [[fizaràn-taona]] maina maharitra sy anjakan' ny zavamaniry toy ny [[bozaka]]. Ahitana hazo sy hazo madinika maniry miparitaka ny hivoka. Arakaraka ny hakitroky ny hazo sy ny hazo madinika maniry no ilazana na "hivoka be bozaka" na "hivoka be hazo madinika" na "hivoka be hazo" ny
[[Sary:Savane arborée.jpg|vignette|Hivoka be hazo ao Benino]]
|