Hivoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Oldoinyolengai.jpg|vignette|299x299px|Ny hivoka be bozaka eo am-pototr' i Ol Doinyo Lengaï ao [[Tanzania]].]]
Ny '''hivoka''' dia fitambarana [[zavamaniry]] fahita amin' ny faritra manana toetany mafana ([[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-janapehin-tany]] sy [[toetanim-pehiben-tany]]) misy [[fizaràn-taona]] maina maharitra sy anjakan' ny zavamaniry toy ny [[bozaka]]. Ahitana hazo sy hazo madinika maniry miparitaka ny fatranahivoka. Arakaraka ny hakitroky ny hazo sy ny hazo madinika maniry no ilazana na "hivoka be bozaka" na "hivoka be hazo madinika" na "hivoka be hazo" ny fatrana iray. Raha betsaka loatra ny hazo maniry dia miova ho ala mahalana izany ka mety miafara amin' ny ala mikitroka.
[[Sary:Savane arborée.jpg|vignette|Hivoka be hazo ao Benino]]