Tôgô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
I '''Tôgô''' dia firenena ao amin' ny faritry [[Afrika Andrefana]], izay manana morontsiraka ao amin’ ny [[helodranon' i Ginea]] sy ao amin' ny Ranomesimbe Atlantika. Manana vekaran-tany mirefy 56 785 km². I [[Lomé]] no renivohiny.
 
Mahatra 550 km ny morontsirak' i Togo, izay avy any avatatra mianatsimo. Ny morontsiraka ao atsimo dia iva dia iva sady misy fasika. Ahitana ala ny any avaratra. Mafana sy mando ny toetany any. Be tentombohitra ny ao afovoan' i Tôgô, izay manana tampona any amin' ny haambo 986 m. Ny any avaratra kosa dia rakorarakotra fatrana[[hivoka]] anirian-kazo sy manana toetany maina.
 
Ny vahoaka tôgôley dia ahitana vondrom-poko efapolo any ho any, ka ny lehiba aminy dia ny Eoe (manakaiky ny 50 %n’ ny mponina) sy ny Kabre (20 % eo ho eo). Be mpanaraka ny fivavahan-drazana afrikana, Kristiana ny 35 % ary Miozolmana ny 20 %.