Hivoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fatrana ho Hivoka i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Oldoinyolengai.jpg|vignette|259x259px|Ny fatranahivoka be bozaka eo am-pototr' i Ol Doinyo Lengaï ao [[Tanzania]].]]
Ny '''fatrana''' dia fitambarana [[zavamaniry]] fahita amin' ny faritra manana toetany mafana ([[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-janapehin-tany]] sy [[toetanim-pehiben-tany]]) misy [[fizaràn-taona]] maina maharitra sy anjakan' ny zavamaniry toy ny [[bozaka]]. Ahitana hazo sy hazo madinika maniry miparitaka ny fatrana. Arakaraka ny hakitroky ny hazo sy ny hazo madinika maniry no ilazana na "fatranahivoka be bozaka" na "fatranahivoka be hazo madinika" na "fatranahivoka be hazo" ny fatrana iray. Raha betsaka loatra ny hazo maniry dia miova ho ala mahalana izany ka mety miafara amin' ny ala mikitroka.
[[Sary:Savane arborée.jpg|vignette|FatranaHivoka be hazo ao Benino]]