Tetiandro babilôniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Tetiandro babiloniana ho Tetiandro babilôniana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''tetiandro babilonianababilôniana''' na '''tetiandro mesopotamianamesôpôtamiana''' dia [[tetiandro]] nampiasaina tao [[MesopotamiaMesôpôtamia]] tamin' ny [[Andro Taloha]] izay [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro|manara-bolana sy masoandro]], sady ahitana [[Volana (fotoana)|volana]] miisa 12 mitovy faharetana amin' ny tsingerim-pihodinan' ny [[Volana]] izay manomboka rehefa tazana eny amnamin' ny lanitra ny tsinam-bolana. Ampiana iray volana ny volana 12 rehefa hita fa mihatara loatra ny fanombohan' ny taona (elanelana folo andro) miohatra amin' ny fihodin' ny [[Masoandro]]. Ireo tanàna mesopotamianamesôpôtamiana anefa dia samy nanana ny tetiandrony avy, sady samy nanana ny anaram-bolana azy manokana avy, ka ny fanombohan' ny taona dia manomboka amin' ny [[lohataona]] nefa indraindray koa amin' ny [[fararano]]. Taty an-tenantenan' ny taonarivo faha-2 tal. J.K. vao nisy ny fametrahana tetiandro iraisana tany MesopotamiaMesôpôtamia ka ny tetiandro nampiasaina tao [[BabilonaBabilôna]] no nampiasaina.
 
Fahefan' ny mpanjaka tamin' izany fotoana izany ny manapa-kevitra amin' ny fanovana ny tetiandro, ny manampy anaram-bolana vaovao. Nampifanentanina amin' ny zava-misy ara-toekarena izany (toy ny fizaràna karama, ny fanangonana ny hetra, ny famerenana zana-bola, sns), ary indrindra amin' ny [[fivavahana]], noho ny tetiandro mitana anjara toerana lehibe eo amin' ny [[litorjia]]. Ny anaram-bolana dia matetika anaran' ireo fetim-pivavahana lehibe.
 
== Ny tetiandrom-panjakana babilonianababilôniana ==
Ny fiavian' ny anaram-bolana dia samihafa ka hoatry ny an' ny tetiandro nakambakambana noforonina mba hampisy firaisana ara-politikapôlitika. Ny sasany dia efa fantatra tamin' ny vanimpotoana [[amorita|amôrita]] (dia ny ''Ayyaru'', ''Elūlu'', ''Abu na Abum'', sy ny ''Du'uzu ,a Tamūzu,'' izay avy amin' ny [[fiteny someriana]]: ny volana ''Dumuzi''). Ny sasany avy amin' ny [[Vahoaka semitika|faritra semitika]] andrefana (dia ny ''Tašrītu'', ary angamba koa ny ''Nisannu''). Ny sasany fantatra tao amin' ny tanànan' i Sosa (na Sosàna) ao Elama (dia ny ''Shabāṭu'' sy ny ''Addaru''). Ny hafa koa dia mety avy amin' ny [[Fiteny persana taloha|teny persiana]] (ny ''Araḫsamnu''). Roa ny volana fanombohan-taona ao amin' io tetiandro io, dia ilay amin' ny volana ''Nisannu'' sy ilay amin'ny volana ''Tašrītu'' (volana faha7 raha atao voalohany ny ''Nisannu''). Ny hoe ''Nissanu'' dia avy amin' ny teny someriana hoe ''nesag'' izay midika hoe "voalohany" ary ny hoe ''Tašrītu'' dia midika hoe "fanombohana" amin' ny [[teny akadiana]].
 
Ireto ny anaram-bolana ao amin' ny tetiandro babiloniana iraisana: ''Nisannu, Ayyaru, Simānu, Du'uzu'' (na ''Tamūzu'' na ''Tammūzu'')'', Abu, Elūlu'' (na ''Ulūlu'')'', Tašrītu, Araḫsamnu, Kislimu, Ṭebētu, Shabāṭu, Addaru.'' Ny volana fasisika ho fanampiny dia ny ''Elūlu'' na ny ''Addaru.'' Averina indroa izany ny ''Elūlu'' na ny ''Addaru.''
 
Nampiasaina foana io tetiandro io hatraty amin' ny taonarivo voalohany tal. J.K. ary ny [[Fahababoana tany Babilona|Jiosy voababo tao BabilonaBabilôna]] dia nampiasa azy io ka nanolo ny [[Tetiandro hebreo|tetiandrony]] talohan' ny fahababoana amin' ny tetiandro babilonianababilôniana. Natao filamatra ihany koa io tetiandro io tao amin' ireo [[vahoaka arameana]] izay nampanjaka ny [[Fiteny arameana|fiteniny]] tao MesopotamiaMesôpôtamia sy tao [[Atsinanana Akaiky]], indrindra tao amin' ireo Palmireniana.
 
Tabilao mampitaha ny anaram-bolana babilonianababilôniana sy ny anaram-bolana hebreo:
{| class="wikitable"
|