Ptôlemaiôsy XIV: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Ptolemaiosy XIII''' na '''Ptolemaiosy XIII Filopatora II''' dia iray amin' ireo [[faraona]]<nowiki/>n' i [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] farany ao amin' ny [[fianakaviana lagida]] nanjaka taloha kelin' ny vanimpotoana romana. Nanjaka niaraka tamin' i [[Kleopatra VII]] anabaviny sady vadiny izy. Zanak' i [[Ptolemaiosy XII Neosy Dionisosy]] izay nodimbiasany tamin' ny taona 51 tal. J.K. izy. Niady tamin' ny anabaviny izy. Nampamono an' i [[Pompeio]] (latina: ''Pompeius'') izy avy eo niady tamin' i Kaisara (na Sezara) talohan' ny hahafatesany raha nandositra. Amin' ny [[teny grika]] dia atao hoe ''Πτολεμαῖος'' / ''Ptolemaĩos'' izy.
 
== Jereo koa ==
 
* '''Ireo mpanjaka lagida nifandimby:''' [[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].