Berenike IV: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Berenike IV''' dia mpanjakavavin' i [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] tao amin' ny [[fianakaviana lagida]] izay nanjaka tamin' ny taona 58 hatramin' ny 55 tal. J.K. Zanak' i [[Ptolemaiosy XII Aoletesy]] izy. Atao hoe ''Βερενίκη'' / ''Berenikê'' i Berenike amin' ny teny grika. Teraka tamin' ny taona 77 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 55 tal. J.K. Nanambady an' i Seleokosy VII izy. Maty nisy nampamonoiny i Seleokosy VII tamin' ny taona 56 tal. J.K. Nikomy tamin-drainy ny Aleksandrina noho izy tsy nahatohitra ny Romana. Voaongana i Ptolemaiosy XII ka i Berenike no nandray ny fanapahana. Fotoana kely taty aoroan' ny nahafatesan' i Seleokosy dia nanambady an' i Arkelaosy (grika: Ἀρχέλαος) avy any Komana sady mpisorombe ao amin' ny tempolin' i Belona<ref><small>I Belona (latina: ''Bellona'') dia andriamanibavin'ny ady ara-tafika, araka ny [[fedrà]] romana.</small></ref> (sady nanao ny tenany ho zanak' i Mitridata VI) i Berenike. Nandritra ny telo taona i Ptolemaiosy XII dia niezaka hahazo ny fanohanan' ny Romana mba hiverenany eo amin' ny fitondrana ka tanteraka izany tamin' ny alalan' ny kolikoly nifanaovany tamin' i Aolo Gabinio (latina: ''Aulus Gabinius'') governeran' i [[Siria (faritra)|Siria]] izay nanafika an' i Egipta miaraka amin' ny tafiny tamin' ny taona 55 tal. J.K. Novonoin' i Ptolemaiosy XII i Berenike IV raha vantany vao tafapetrak' ilay governora romana teo amin' ny fitondrana izy.
 
== Jereo koa ==
 
* '''Ireo mpanjaka lagida nifandimby:''' [[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].
 
== Loharano sy fanamarihana ==