Ptôlemaiôsy VI: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ptolemy VI Philometor ring.jpg|vignette|356x356px|Peratr'i Ptolemaiosy VI maneho azy amin'ny maha mpanjaka henenistika azy]]
I '''Ptolemaiosy VI''' na '''Ptolemaiosy VI Filometora''' dia [[Farao|faraon]]' i Egipta avy amin' ny [[dinastia lagida]] izay nanjaka tamin' ny taona 180 tal. J.K. hatramin' ny taona 170 tal. J.K. sady lasa niara-nanjaka tamin' i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] rahalahiny tamin' ny taona 169 tal. J.K. hatramin' ny taona 145 tal. J.K. Zanak' i [[Ptolemaiosy V Epifanesy]] tamin' i Kleopatra I Sira izy. Nandimby an' i Ptolemaiosy V Epifanesy rainy izy ary nodimbiasin' i [[Ptolemaiosy VII]]. Teraka tamin' ny taona 186 izy ary maty tamin' ny taona 145 tal. J.K. Amin' ny [[teny grika]] dia atao hoe ''Πτολεμαῖος Φιλομήτω''ρ, ''Ptolemaĩos Philometôr'' ka ny hoe ''Philometôr'' dia midika hoe "tia reny".
 
== Jereo koa ==
 
* '''Ireo mpanjaka lagida nifandimby:''' [[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].