Kleôpatra VII: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''KleoptraKleôptra VII''' na '''KleopatraKleôpatra VII FilopatoraFilôpatôra''' na '''KleopatraKleôpatra VII Tea NeoteraNeôtera FilopatrisyFilôpatrisy''' dia mpanjakavain' i [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] avy amin' ny [[dinastia lagida]] nanjaka tamin' ny taona 69 hatramin' ny taona 30 tal. J.K. niaraka tamin' ireo vady sady anadahiny, dia i [[Ptolemaiosy XIII|Ptôlemaiôsy XIII]] sy i [[Ptolemaiosy XIV|Ptôlemaiôsy XIV]], avy eo niaraka tamin' ilay jeneraly romanarômana atao hoe [[Marko Antonio|Marko Antônio]] (latina: ''Marcus Antonius'').
 
Teraka tamin' ny taona 69 na 68 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 30 na 29 tal. J.K. Amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia atao hoe ''Κλεοπάτρα Θεὰ Φιλοπάτωρ'' / ''Kleopatra Theà Philopatôr'' (izay midika hoe "KleopatraKleôpatra Andriamanibavy Tia Ray"); avy eo ''Θεὰ Νεωτέρα Φιλοπάτριϛ'' / ''Theà Neôtera Philopatris'' (izay midika hoe "Andriamanibavy Tia ny Tanindrazany"). I [[Ptolemaiosy XII Aoletesy|Ptôlemaiôsy XII Aoletesy]] no rainy. Ny vadiny dia i [[Ptolemaiosy XIII Teosy Filopatora|Ptôlemaiôsy XIII Teôsy Filôpatôra]], i [[Ptolemaiosy XIV|Ptôlemaiôsy XIV]], ary i [[Marko Antonio|Marko Antônio]]. Ny zanany dia i KaisarionaKaisariôna, i KleopatraKleôpatra Selena II, I Aleksandra HeliosyHeliôsy, ary i PtolemaiosyPtôlemaiôsy FiladelfosyFiladelfôsy.
 
Nandray anjara tamin' ny ady an-trano nifanandrinan' i [[Marko Antonio]]Antônio amin' i OktavoÔktavo i KleopatraKleôpatra ka resy tamin' ny ady tao Aktioma tamin' ny taona 31 tal. J.K. Izany fahareseny izany dia nahafahan' ny RomanaRômana nanafika sy naka an' i Egipta, ka tapitra teo ny vanimpotoana helenistika. Malaza noho ny nisakaizany tamin' i [[Jolio Kaisara]] avy eo tamin' i Marko Antônio, izay samy niterahany, i Kleôpatra VII.
 
Malaza noho ny nisakaizany tamin'i [[Jolio Kaisara]] avy eo tamin'i Marko Antonio, izay samy niterahany, i Kleopatra VII.
 
== Jereo koa ==
 
* '''Ireo mpanjaka lagida nifandimby:''' [[Ptolemaiosy I|Ptôlemaiôsy I]] - [[Ptolemaiosy II|Ptôlemaiôsy II]] - [[Ptolemaiosy III|Ptôlemaiôsy III]] - [[Ptolemaiosy IV|Ptôlemaiôsy IV]] - [[Ptolemaiosy V|Ptôlemaiôsy V]] - [[Ptolemaiosy VI|Ptôlemaiôsy VI]] - [[Ptolemaiosy VII|Ptôlemaiôsy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII|Ptôlemaiôsy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX|Ptôlemaiôsy IX]] - [[Ptolemaiosy X|Ptôlemaiôsy X]] - [[Ptolemaiosy XI|Ptôlemaiôsy XI]] - [[Ptolemaiosy XII|Ptôlemaiôsy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII|Kleôpatra VII]] - [[Arsinoe IV|Arsinôe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII|Ptôlemaiôsy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV|Ptôlemaiôsy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV|Ptôlemaiôsy XV]].
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].
 
* [[Biôgrafia]]
 
===Rohy ivelany===
* Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com/m/0gj27]