Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-36:
|lc10=phv|ld10=Pahlavani|ll10=fiteny Pahlavani
}}
[[Sary:Iranian-languages-mapPersian Language Location Map1.jpgpng|vignette|355x355px311x311px|Sarintany maneho ny faritra ahitaaahitana ny mpiteny persana sy fiteny iraniana hafa. Io miloko maitso io ny manandrify ny fiteny persana ]]
Ny '''fiteny persana''' na f'''iteny farsy''' dia [[tenim-pirenena]]n' i [[Iràna|Irana]], ao amin' ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin' ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin' ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]]. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan' ny mpiteny persana any Iràna ary ny any [[Afganistana]] misy 16 tapitrisa. Misy mpiteny persana koa ny any [[Tajikistana|Tajikistàna]], ny any [[Bareina]] ary ny any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiky). Atao hoe فارسی / ''fārsī'' ny anaran' ny fiteny persana any Iràna sy any Afganistàna. Endrika arabon' ny teny hoe ''parsi'', ny hoe ''farsi'' satria tsy manana renifeo ''p'' ny [[abidy arabo]].