Fiangonana katôlika tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana katôlika tatsinanana''' dia fitambaran' ireo fiangonana any Atsinanana izay miombona amin'i ny [[Papa]] ao [[Rôma]] sy manaiky ny fahamboniany, nefa izy ireo manao ny fombam-pivavahana tatsinanana (koptakôpta, siriaka tandrefana, maronitamarônita, siriaka tatsinanana, bizantina, armeniana ary gezy). Atao hoe "Fiangonana mizaka tena" na "Fiangonana manana ny lalànany manokana" (latina: ''sui iuris'') izy ireo ao amin' ny voambolana katolikakatôlika, nefa heverina fa Fiangonana katolikakatôlika feno sahala amin' ny [[Fiangonana latina]]. Na dia samy tatsinanana aza dia tsy [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ôrtôdôksa]] izy ireo. Atao hoe "Fiangonana oniata" na "Fiangonana grika katolikakatôlika" na "Fiangonana katôlika manaraka fomba bizantina" koa izy ireo. Raha ny lafiny fombafombam-pivavahana dia tsy mifanalavitra firy amin' ny fomban' ny [[Kristianisma ortodoksa|Kristianisma ôrtôdôksa]] an'ny Fiangonana katôlika tatsinanana ka izy manaiky ny fahambonian' ny Papa ihany no tsy maha Ôrtôdoksa azy ireo.
 
Isan' ny Fiangonana katolikakatôlika tatsinana ny Fiangonana katôlika marônita, kôpta, armeniana, indiana, grika, eritreana ary etiôpiana. Tsy any Atsinana sy ao [[Eorôpa Atsinanana]] ihany no ahitana azy ireo fa nanaraka ireo am-pielezana ka misy any [[Amerika]] sy [[Ôseania]] ary [[Eorôpa Andrefana]] koa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Kristianisma ôrtôdôksa]]