Eglizy latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana''' '''latina''' dia ny ampahany manaraka ny fomba tandrefana ao amin' ny [[Eglizy katôlika rômanina|Fiangonana katôlika]] ka ny [[Fiangonana katolika tatsinanana|Fiangonana katôlika tatsinanana]] no ampahany mifameno aminy. Amin' ny Fiangonana katôlika rehetra dia izy no lehibe indrindra. Izy koa no lehibe indrindra ao amin' ny [[Kristianisma Tandrefana|Kristianisma tandrefana]]. Nampiasa ny [[fiteny latina]] izy tamin' ny [[Andro Antenatenany]] ka hatra taty aoriana fa tsy ny [[fiteny grika]] na hafa. Ny Fiangonana latina isam-pirenena amin' izao fotoana izao dia samy mampiasa ny fiteny eo amin' ny toerana misy azy fa tsy voatery ho ny fiteny latina ihany.
 
Indraindray koa ny Fingonana latina dia mety hantsoina hoe "Fiangonana tandrefana" na "Fiangonana katôlika rômana" na "Eglizy katôlika romana". Mahalankalana ihany no iantsoana azy hoe "Fiangonana katôlika tandrefana". Ny hoe "Fiangonana tandrefana" koa dia indraindray mety hanondro avy hatrany ny Fiangonana latina.