Fitsanganan-ko velona : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Sary
k
k (Sary)
[[Sary:127.Ezekiel’s Vision of the Valley of Dry Bones.jpg|vignette|313x313px|''Fahitan' i Ezekiela ny amin' ny Lohasahan' ny taolana maina'', sary nataon' i [[Gustave Doré]] (1866)]]
Ny '''fitsanganan'''-'''ko''' '''velona''' na '''fitsangana''' '''amin' ny''' '''maty''' dia ny fiverenan' ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin' ny [[fiainana mandrakizay]]. Mino ny fitsanganan-ko velona ny [[Kristianisma|Kristiana]] sy ny [[Silamo]]. Misy ampahany amin' ny mpanaraka ny [[fivavahana jiosy]] izay tsy mino ny fitsanganana amin' ny maty, isan' izany ny [[Sadoseo]] (na Sadoseanina). Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny [[Zôrôastrisma|fivavahana zôrôastriana]] sy ny fivavahana tany [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta taloha]]. Ny fivavahana any Azia Atsinanana ankehitriny koa dia ahitana firesahana ny amin' ny fitsanganana amin' ny maty.
 
25 163

modifications