Fitsanganan-ko velona : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
k
 
=== Araka ny finoana silamo ===
Amin' ny silamo, ny fitsanganan-ko velona dia mifamatotra amin' ny [[fitsarana farany]]. Ny mpaminany [[Mohamady]] no olona voalohany hitsangan-ko velona. Na dia izany anefa, eto an-tany, araka ny [[Kor'any]], i [[Mosesy]] (na [[Mosesy araka ny silamo|Mosa]]) araka ny soràta 2 sy i [[Jesoa]] (na [[Jesoa araka ny silamo|Isa]]) araka ny soràta 2, dia nanatanteraka fananganana amin' ny maty tamin' ny alalan' ny fahagagana araka ny sitrapon' i [[Allah]] (Soràta 5.110; 2.73). Ireo fananganana amin' ny maty ireo dia tsy tanteraka raha tsy araka ny sitrapon' i Allah. Andriamanitra irery manko no manana izany fahefana izany. Maro ireo andakanaandalana ao amin' ny Kor'any milaza izany (Soràta 2.56; 2.244; 2.259).
 
== Ny fitsangana-ko velona araka ireo fivavahana hafa any Azia ==
 
=== Araka ny zôrôastrisma ===
Mino ny [[Fiainana aorian'ny fahafatesana|fiainana aorian' ny fahafatesana]] sy ny [[Fitsarana farany|fitsarana]] ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n’ ny maty ny [[Zôrôastrisma|Zôrôastriana]]. Araka ny finoana zôrôastriana dia mankany amin’ ny toeram-pitsarana ny fanahin' ny maty afaka telo andro aorian' ny fahafatesany. Mino ny [[fitsanganan-ko velona]] sy ny [[fiainana mandrakizay]] ny [[Zôrôastrisma|Zôrôastriana]]. Amin’ ny [[andro farany]] no hitrangan’ izany amin’ ny fotoana hanavaozana izao tontolo izao sy hamerenana indray ny fahamarinana. Amin’ ny farany dia samy ho any am-paradisa avokoa ny olona rehetra.
 
== Jereo koa ==
25 161

modifications