Nôa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Noa ho Nôa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Joseph Anton Koch 006.jpg|vignette|335x335px]]
 
I '''NoaNôa''' na '''Nôe''' dia ilay lehilahy voalaza ao amin' ny [[Baiboly]] fa sisa tsy maty, niaraka tamin' ny ankohonany, tamin' ny [[safodrano]] na ny [[Tondra-drano|tondradrano]] teto an-tany nataon' Andriamanitra handringanana ny [[olombelona]] izay nanota tamin' ny fomba mihoampampana<ref><small>Ny Baiboly dia miresaka ny amin'ny safodrano fa ny Kor'any kosa dia tsy mitantara afa'tsy ny amin'ny tondradrano.</small></ref>.
 
Ny tantaran' i NoaNôa dia hita ao amin' ny [[Baiboly]] sy ny [[Kor'any]] nefa misy fahasamihafany ny fomba fitantaran' ny boky tsirairay.
 
== Tantaran' i NoaNôa araka ny Baiboly ==
 
==== Ny safodrano ====
[[Sary:Edward Hicks, American - Noah's Ark - Google Art Project.jpg|vignette|214x214px|''Ny Sambofiaran'i Noa'', nataon'i Edward Hicks, taona 1846.]]Araka ny [[Bokin'ny Genesisy|Bokin' ny Genesisy]] ao amin' ny Baiboly dia nanamboatra [[Sambofiaran'i Noa|sambofiara]] izay nitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain' Andriamanitra nentiny i NoaNôa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray taorian' ny [[safodrano]]. I NoaNôa no razamben' ny olombelona rehetra tamin' ny alalan' ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i [[Sema]] sy i [[Hama]] (na Kama) ary i [[Jafeta]].
 
==== Ny fanozonana an' i Hama ====
[[Sary:Nuremberg chronicles - f 15v.png|vignette|''Ny fahamamoan'i Noa'']]
Indray andro dia mamon-divay i NoaNôa ka hitan' i Hama ny fitanjahany nefa tsy nanao afa-tsy ny nilaza izany tamin' ireo rahalahiny izy ka ireto no nampitafy an-drain' izy ireo. Rehefa nisava ny hamamoan' i NoaNôa dia nanozona izy ka nanambara fa ho andevon' i Sema sy i Jafeta i Kanana[[Kanaana (zanak'i Hama)|Kanaana]] zanak' i Hama.
 
== Tantaran' i NoaNôa araka ny Kor'any ==
Ao amin' ny finoana silamo dia atao amin' ny [[teny arabo]] hoe نوح / ''Nûh'' i NoaNôa sady isan' ny [[Mpaminanin' ny silamo|mpaminany]] nataon' Andriamanitra ho irany tety ambonin' ny tany tamin' ny alalan' ny [[Fanambaràna (finoana)|fanambaràna]] (ar.: ''Risala'' "iraka", "mpitondra hafatra"). Ny toko faha-71 ao amin' ny Kor'any dia mitondra ny anarany sady itantarana ny toriteny izay nataony tamin' ireo mpiara-belona taminy mba hanaiky ny didin' Andriamanitra tokana. Nitory ny tenin' Andriamanitra ilay Tokana tamin' ireo [[Fanompoan-tsampy|mpanompo sampy]] izy (Kor'any 71.23). Ao amin' io sorata io dia voatanisa ny anaran' ireo andriamanitry ny [[mpanompo sampy]] nivavahan' ny vahoakany, dia i Oda ([[Fiteny arabo|ar.]]: ''Wudd''), i Soa (ar.: ''Souwa'â''), i Iagota (ar.: ''Yaghuth''), i Iaoka (ar.: ''Ya'â'uq'') ary i Nasra (ar.: ''Nasr'').
 
Ny firesahana momba an' i NoaNôa ao amin' ny Kor'any dia misy fahasamihafana amin' izay hita ao amin' ny Baiboly. Tsy voatonona anarana sady tsy fantatra isa ireo zanaka lahin' i NoaNôa.
 
* Nitory teny nandritra ny 950 taona teo anivon' ny vahoakany tamim-paharetana i NoaNôa (Kor'any 29.14) nefa olona vitsy no nanaraka azy ka ny ankamaroan' ireo dia olona mahantra. Nilaza taminy i [[Allah]] fa tsy hisy olona hafa intsony hanaraka azy. Ny ankamaroan' ny olona izay mpanompo sampy sy andriamanitra maro dia nihevitra azy ho mpandainga (Kor'any 11.36).
* Nanamboatra ny [[Sambofiaran'i Noa|sambofiara]] (ar.: ''fulk'') i NoaNôa araka ny baiko sy ny toromarika nomen' Andriamanitra (Kor'any 11.38-40) nefa ireo lehiben' ny tanàna dia nihomehy azy. Noho izany dia nampandevezin' Andriamanitra ny lafaoro ka niondrana tao amin' ilay sambofiara i NoaNôa sy ny mpivady amin' ny zavatra rehetra sy ny ankohonany, afa-tsy ilay zanany voaozona, ary mpino vitsivitsy. Tsy fianakaviana akaikin' i NoaNôa avokoa ireo olona tafiditra tao amin' ny sambofiara fa ny olona rehetra mino an' Andriamanitra (Kor'any 11.40).
* Nisy tamin' ireo havany izay maty tao amin' ny tondra-dranosafodrano. Tsy nanaraka azy ny vadiny (sahala amin' ny vadin' i [[Lota|Lôta]] nandritra ny fandravan' Andriamanitra an' i [[SodomaSôdôma]] sy [[GomoraGômôra]]) (Kor'any 6.10). Ny iray tamin' ireo zanaka lahin' i NoaNôa dia tsy nety niondrana tamin' ny sambofiara fa nitady fialofana teny amin' ny tendrombohitra nefa natelin' ny rano satria tsy zanany ara-panahy izy fa naman' ireo izay nandà an' Andriamanitra (Kor'any 11.44-46).
 
* Teo amin' ny Tendrombohitra Jōdȳ (ar.: جبل جودي / ''Jebel Ǧūdī''), izay mety ho teo amin' ny tangoron-tendrombohitra Ararata no nipetrahan' ilay sambofiara tamin' ny farany. Miresaka ny amin' ny onjan-drano lehibe toy ny tendrombohitra ny Kor'any (Kor'any 69.11-12).
* Ny tantara momba ny fahamamoan' i NoaNôa dia tsy hita ao amin' ny Kor'any ary inoan' ny mpino silamo fa voaaron' Andriamanitra amin' ny fahamamoana izy.
 
== Jereo koa: ==
 
*[[Safodrano]]
*[[Sambofiaran'i Noa|Sambofiaran' i Nôa]]
*[[Apokalipsin'i Noa|Apôkalipsin' i Nôa]]
*[[Lalàna fiton'i Noa|Lalàna fiton' i Nôa]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==