Fokon' i Jôsefa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fokon'i Josefa ho Fokon' i Jôsefa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny '''fokon' i JosefaJôsefa''' dia iray amin' ireo fokon' i Israely. Nizara ho foko roa izy dia ny [[fokon' i Efraima]] sy ny [[fokon' i Manase]].
 
== I JosefaJôsefa ==
I [[JosefaJôsefa (zanak' i Jakoba)|JosefaJôsefa]] (hebreo: יוֹסֵף‬ / ''Iosef'') dia zanak' i [[Jakoba]] sy i [[Rahely]] izy. Namidin' ireo rahalahiny izay nialona azy ho andevo izy nefa lasa manampahefana tany Egipta taty aoriana. Nantsoiny honina any Egipta ireo fianakaviany. Taorian' ny nahafatesany sy ilay [[Farao]] natoky azy no nanombohan' ny fanandevozan' ny Egiptiana ny [[Zanak'i Israely|Zanak' i Israely]]. I [[Manase (zanak'i Josefa)|Manase]] sy i [[Efraima (zanak'i Josefa)|Efraima]] no zanany lahy izay samy nana ny maha izy azy satria nanana foko manokana avy.
 
== Fokon'i Efraima ==
Isan' ny Fanjakan' i Samaria ny [[fokon' i Efraima]] tamin' ny fisarahan' ny Zanak' i Israely ho fanjakana roa. Tamin' ny ady nifanaovan' ny fokoinfokon' i Efraima sy tamin' ny sisan' ny fokon' i Israely dia ampy hahafantarana ny Efraimita ny tsy fahaizany manonona ny hoe ''shibboleth'' izay tononiny hoe ''sibbolet''.
 
== Fokon' i Manase ==
Ny [[fokon' i Manase]] dia vakiny iray amin' ny fokon' i JosefaJôsefa. Indraindray ny Baiboly dia miresaka ny amin' ny antsasa-pokon' i Manase miaraka amin' ny [[fokon' i Robena]] sy ny [[fokon' i Gada]], satria ireo foko roa sy sasany ireo dia nandray anjara tamin' ny fakana ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ka nipetraka teny ampita atsinanan' i [[Jordana (ony)|Jordana]] fa ny fokon' i Israely sisa rehetra kosa, isan' izany ny antsasany faharoa amin' ny fokon' i Manase, dia napetrak' i [[Josoa|Jôsoa]] (na Jôsoe) teo amin' ny [[Tanin'i Israely|Tanin' i Israely]].
 
Ny fokon' i JosefaJôsefa dia isan' ny [[foko folo very]] taorian' ny faharavan' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Samaria]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fokon'i Israely|Fokon' i Israely]]: [[Fokon'i Robena|Robena]] - [[Fokon'i Simeona|Simeona]] - [[Fokon'i Levy|Levy]] - [[Fokon'i Jodà|Jodà]] - [[Fokon'i Isakara|Isakara]] - [[Fokon'i Zabolona|Zabolona]] - [[Fokon'i Dana|Dana]] - [[Fokon'i Naftaly|Naftaly]] - [[Fokon'i Gada|Gada]] - [[Fokon'i Asera|Asera]] - [[Fokon' i JosefaJôsefa|JosefaJôsefa]] ([[Fokon'i Manase|Manase]] sy [[fokon'i Efraima|Efraima]]) - [[Fokon'i Benjamina|Benjamina]].
* [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa zanak'i Jakoba]]