Fokom-pirenen' i Asera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fokon'i Asera ho Fokon' i Asera i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny '''fokon' i Asera''' dia iray amin' ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin' ny folon' i Israely]]. Nomen' i [[Jôsoa]] (na Jôsoe) azy ny faritra andrefana sy amorontsirak' i [[Galilea (faritra)|Galilea]]. Isan' ireo foko niaraka tamin' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Samaria]] ny fokon' i Asera. Tamin' ny nandravan' ny Asiriana ny Fanjakan' i Samaria sy [[Fahababoana tany Asiria|nanaovana sesitany]] ny mponina tao dia tsy fantatra intsony izay nanjo ny fokon' i Asera ka lazaina fa isan' ireo fokon' i Israely folo nanjavona izy.
 
== I Asera ==
I [[Asera]] (hebreo: אָשֵׁר / ''ʾAsher'') dia zanaka fahavalon' i [[Jakoba]]. I [[Zilpa]] no anaran-dreniny izay mpanompovavin' i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] vadin' i Jakoba. Ireto ny zanaka lahiny: Imna, Isva, Isvy ary Beria. I Sera no zanany vavy (Genesisy 46.17).
 
== Anjara tanin' ny fokon' i Asera ==
 
==== Araka ny Baiboly ====
Andalana faha-11:
 
==== Araka ny mpanao tsikera ====
Tsy dia mazava loatra ny tena sisin-tanin' i Asera raha ny [[Torah]] no dinihina satria mety tsy nanana tany fantatra ny fokon' i Asera<ref name=":0" />. Na dia nisy ny fifandraisana ara-barotra tamin' i [[Foinikia]] (Fenisia) nandritra ny tantara aza i Asera dia hoatra ny tsy nisy fifandraisana tamin' ireo fokon' i Israely hafa loatra. Tsapa koa fa tsy dia voalaza ho nandray anjara tamin' ny ady nifanaovan"' ny [[Kananita|Kanaanita]] (na Kananeana) tamin' ireo foko hafa ny fokon' i Asera nandritra ny ady nifanaovan' i [[Baraka]] sy i [[Sisera]] izay tantarain' ny Baiboly<ref name=":0" />. Ireo mpanao tsikera dia manatsoaka hevitra fa mety tsy nahita toerana teo amin' ny fitondrana politikapôlitika tao Israely ny fokon' i Asera<ref name=":0" />.
 
== Anisan' ireo fokon' i Israely nanjavona ==
Isan' ireo foko niaraka tamin' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Samaria]] ny fokon' i Asera. Tamin' ny nandravan' ny [[Asiriana]] ny Fanjakan' i Samaria sy [[Fahababoana tany Asiria|nanaovana sesitany]] ny mponina tao dia tsy fantatra intsony izay nanjo ny fokon' i Asera ka izany no ilazana fa isan' ireo [[Foko folo very|fokon' i Israely folo nanjavona]] izy. Ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] dia lazaina fa isan' ny fokon' i Asera i Ana mpaminanivavy sy i Fanoela rainy (Lioka 2.36).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fokon'i Israely]]: [[Fokon'i Robena|Robena]] - [[Fokon'i Simeona|Simeona]] - [[Fokon'i Levy|Levy]] - [[Fokon'i Jodà|Jodà]] - [[Fokon'i Isakara|Isakara]] - [[Fokon'i Zabolona|Zabolona]] - [[Fokon'i Dana|Dana]] - [[Fokon'i Naftaly|Naftaly]] - [[Fokon'i Gada|Gada]] - [[Fokon' i Asera|Asera]] - [[Fokon'i Josefa|Josefa]] ([[Fokon'i Manase|Manase]] sy [[fokon'i Efraima|Efraima]]) - [[Fokon'i Benjamina|Benjamina]].
* [[Fanjakan'i Israely (Samaria)]]