Lemba (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Lemba ho Lemba (vahoaka) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Lemba''', izay atao hoe '''wa-Remba''' na '''Mwenye''', dia foko mainty hoditra [[Banto (vahoaka)|banto]] ao amin' ny [[Faritra Atsimo ao Afrika|faritra atsimo ao Afrika]]. Eo amin'ny 70 &nbsp;000 eo ny isan' izy ireo ka ahitana azy ny ao [[Afrika Atsimo]] (indrindra ny ao amin' ny faritanin' i Limpopo), ny ao [[Zimbaboe]], ny ao [[Malawi|Malaoy]], ary ny ao [[Mozambika]]. Manana fototarazo mitovy amin' ny an' ny [[Jiosy]] izy ireo. Na dia miteny [[Fiteny banto|banto]] mitovitovy amin' ny an' ireo foko hafa mifanerasera aminy aza izy ireo dia mitandrina fanao ara-pivavahana tahaka izay fahita amin' ny [[fivavahana jiosy]] sy [[Finoana silamo|silamo]], sy fomban' ny vahoaka mpifindrafindra monina izay heverina fa mety avy any [[Afrika Avaratra]] na avy any Afovoany Akaiky. Araka ny filazan' izy ireo dia niampitampita tamin' ny alalan' ny lovatsofina izany fanao izany<ref><small>Le Roux, Magdel (2003). ''The Lemba – A Lost Tribe of Israel in Southern Africa?''. Pretoria: University of South Africa. pp. 209–224, 24, 37.</small></ref>.
 
Ny fandinihana ny foto-tarazo dia mampiseho fitoviana amin' ny an' ny ampahan' ny vahoaka jiosy taranak' ireo mpisorona.
 
Araka ny lazain' ny [[Tudor Perfitt]], mpampianatra momba ny sivilizasiona tatsinana sy afrikana ao amin' ny University of London, dia miisa 50 &nbsp;000 eo ny Lemba<ref><small>Parfitt, Tudor. (2002), "The Lemba: An African Judaising Tribe", in ''Judaising Movements: Studies in the Margins of Judaism'', edited by Parfitt, Tudor and Trevisan-Semi, E., London: Routledge Curzon, p. 42-43</small></ref>.
 
Nanomboka tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-20 ny haino aman-jery sy ny mpikaroka marpmaro eny amin' ny oniversite dia nihaliana tamin' ny fitakian' ny Lemba ny maha taranaka iray azy ireo sy ny Jiosy <ref><small>Parfitt, Tudor (1993/2000) ''Journey to the Vanished City: the Search for a Lost Tribe of Israel,'' New York: Random House (2nd edition)</small></ref> <ref><small>Parfitt, Tudor. (2002), "The Lemba: An African Judaising Tribe", in ''Judaising Movements: Studies in the Margins of Judaism'', edited by Parfitt, Tudor and Trevisan-Semi, E., London: Routledge Curzon, , p. 39</small></ref> <ref><small>Wuriga, Rabson (1999) [http://kulanu.org/newsletters/1999-summer.pdf "The Story of a Lemba Philosopher and His People"], ''Kulanu'' 6(2): pp.1,11–12] ([https://web.archive.org/web/20120516182541/http://www.kulanu.org/newsletters/1999-summer.pdf Tahiry] 16 May 2012).</small></ref>; Ny fikarohana momba ny fototarazo tamin' ny taona 2000 dia nahitana fa ny ampahany amin' ny Lemba dia manam-piaviana tatsinanana <ref><small>Spurdle, AB; Jenkins, T (November 1996), [https://www.ncbi.nlm.nih.gov/pubmed/8900243 "The origins of the Lemba "Black Jews" of southern Africa: evidence from p12F2 and other Y-chromosome markers."], ''Am. J. Hum. Genet.'', '''59''' (5): 1126–33, PMC 1914832, <nowiki>PMID 8900243</nowiki></small></ref> <ref><small>Kleiman, Yaakov (2004). ''DNA and Tradition – Hc: The Genetic Link to the Ancient Hebrews''. Devora Publishing. p. 81. ISBN <bdi>978-1-930143-89-0</bdi>.</small></ref>. Ny fikarohana natao taty aoriana dia tsy manohana ny fisian' ny fototarazo mitovy eo amin' ny Lemba sy ny Jiosy.
 
== Jereo koa ==