Afganistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-49:
Ny '''Afganistàna''' na '''Repoblika Islamikan' i Afganistàna''' ([[Fiteny pastô|pastô]]: د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari: جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i [[Pakistana]], amin' i [[Tajikistana]], amin'i [[Iràna]], amin' i [[Torkmenistàna]], amin' i [[Ozbekistàna]] ary amin'i [[Sina]].
 
Ny fari-tany misy an' io firenena io dia ifanenan' ny mponina maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any [[Eorôpa]] ho any [[Azia]] na avy any Azia makany [[Azia Andrefana]] na makany Eorôpa. Tamin' ny [[Andro Taloha]], io faritany io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny [[Iranianina]], ny [[Torka]] na ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i Gengis Khan, Alexandre sns.
 
Taorian' ny nionganan' ny [[Dinastia afsarida|Empira Persa Afsrida]] ny afganistana no lasa [[mizaka tena]] (tamin' ny 1747) eo ambanin' ny jeneraly [[Ahmad Khan Abdali]], lasa ''padishah'' an' ilay firenena tamin' ny taona 1747. Ny faritany isiany tamin' ny andro taloha, vaorin' ny Empira Baktriana, ny Empira Kosàna na ny Empira Gazvenida.
Andalana faha-56:
 
== Jereo koa ==
'''Firenena ao Azia:''' [[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].
'''<big>Firenena ao Azia:</big>'''
 
* '''Vahoaka ao Afganistàna''': [[Pastona]] - [[Fiavian'ny Pastona]]
[[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].
 
== Tsiahy ==