Gemarà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''Gemarà''', amin' ny [[jodaisma]], dia fivoasana sy fanaovana hevi-teny isan' ny mamorona ny [[Talmoda]], dia ny [[Talmodan'i Babilona|Talmodan' i Babilôna]] sy ny [[Talmodan'i Jerosalema|Talmodan' i Jerosalema]]. Ny [[Misnà]] amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] sy ny Gemarà amin' ny [[teny arameana]] no mitambatra mamorona ny Talmoda. Ny Gemaràn' ny Talmodan' i BabilonaBabilôna dia nosoratana tamin' ny [[fiteny arameana]] atsinanana fa ny Gemaràn' ny Talmodan' i Jerosalema kosa dia nosoratana tamin' ny fiteny arameana andrefana. Ny Gemaràn' ny Talmodan' i BabilonaBabilôna no feno sy voalamina indrindra. Ny Gemarà dia ahitana ireo ady hevitra sy ny fanazavana ary ny famelabelarana ny Misnà, izay mampifandray azy mazava kokoa amin' ny [[Tanakh]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Agadà]]
 
* [[Halakà]]