Teôzôfia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Emb logo.png|vignette]]
Ny '''teôzôfia''' dia fomba fiainana ara-[[Filôzôfia|pilozofiapilôzôfia]] sy ara-pivavahana, ary endrika manokan' ny fikatsahana ara-panahy ny fahalalana ny amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] sy izao tontolo izao amin' ny alalan' ny fahatsapana [[Mistisisma|mistika]] mivantana sy ny fametraham-panontaniana ara-[[Filôzôfia|pilôzôfia]].
 
Io teny hoe ''teôzôfia'' io dia avy amin' ny [[teny grika]] hoe θεός / ''theos'' sy σοφία / ''sophia'', ka midika ara-piforonan-teny hoe "fahendren' Andriamanitra".
 
Ny teny hoe ''teôzôfia'' dia manana heviny roa miavaka tsara. Ny voalohany dia manondro vondrom-pampianarana [[Ezôterisma|ezôterika]] nandritra ny [[Andro Taloha]] sady mety mbola nitohy fisiana tany Andrefana, tamin' ny alalan' ny teôzôfia kristiana alemàna izay nampandrosoin' i Jakob Böhme tamin' ny taonjato faha-17. Ny faharoa dia ny "teôzôfian' ny Andro Ankehitriny" na "teôzôfisma", izay manondro ny Fikambanana teôzôfika.
 
== Jereo koa ==