Haikintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[hainkintanaSary:Omega Nebula.jpg|400px|thumb|Ny Rahon-kintana ''Omega'']]Ny '''haikintana''' dia siansan[[siansa]]<nowiki/>n' ny voajanahary mikasika ny fandinihanaandinihana ny [[kintana]], izay mitady ny hamaritra ny fihavianyfiaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-[[Fizika|pizika]] arysy ara-tsimikat[[simia]]. Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’nytaranjan’ hainkintanany haikintana no fantatry ny olombelona; amin’nyamin’ alalan’nyny alalan’ ny tao ara-pinoana[[Fivavahana|pivavahana]] ny taonavanipotoana nialoha ny Tantara, ka noho izany dia anisan’nyanisan’ ny taranja siantifika antitra indrindra izy.
[[Omega]]
[[Sary:Omega Nebula.jpg|400px|thumb|Ny Rahon-kintana ''Omega'']]
Ny [[hainkintana]] dia siansan'ny voajanahary mikasika ny fandinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fihaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika ary ara-tsimika. Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’ny hainkintana no fantatry ny olombelona; amin’ny alalan’ny tao ara-pinoana ny taona nialoha ny Tantara, ka noho izany dia anisan’ny taranja siantifika antitra indrindra izy.
 
Ireo mpahay kintan' ny taona taloha izay namela lova ara-materialy amintsika dia ny [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Ejipsianina]] sy ny [[Nobia|Nobianina]] (mponina mipetraka ao atsimon' i Ejipta) ary ny sivilizasiônan' i [[Stonehenge]], any andrefan'i [[Angletera]] amin' izao fotoana izao. Nanana fomba fandinihana ny lanitra maizina ireo sivilizasiôna taloha toy ny Babilaonianina[[Babilôna|Babilônianina]], ny Grika, ny Sinoa, ny Indianina, ny [[Iràna Lehibe|Iranianina]] ary ny MayaMaià. Na dia izany aza, nilaina ny famoronana ny masolavitra hahafahan' ny hainkintanahaikintana mivoatra amin' ny siansa ankehitriny. Tamin' ny taloha, ny [[hairefikintana]] (astrometriaastrômetria), ny familian-tsambo amin' ny alalan' ny kintana, ny hainkintanahaikintana mandinika, ny fanaovana [[tetiandro]] ary ny [[fanandroana]], ankehitriny anefa ny hainkintanahaikintana matihanina dia matetika ampiarahanaampiarihana amin' ny [[fizikan-kintana]] (na astrofizikaastrôfizika).
 
Mbola betsaka ny fandraisan'fandraisana anjaran' ireo mpahay kintana tsy manao azy amin' ny fomba matihanina (amatora) amin' ny fahitam-baovao ara-kainkintanakaikintana amin' izao fotoana izao, ary anisan' ny taranja mbola manome anjara an' ireo mpahainkintanampahay kintana tsy manao azy amin' ny fomrafomba matihanina ny hainkintanahaikintana.<ref>Unsöld, Albrecht; Baschek, Bodo; Brewer, W.D. (translator) (2001). The New Cosmos: An Introduction to Astronomy and Astrophysics. Berlin, New York: Springer. ISBN 3-540-67877-8.</ref>
 
== Rohy ivelany ==
 
* {{fr}} [http://emilie.bodin.free.fr/ Miresaka momba ny foton'ny hainkintanahaikintana ho an'izay olona manomboka]
[[Sokajy:Astronomia]]