Ra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k →‎Tsiahy : All info is kept in Wikidata, removed: {{Link FA|de}} using AWB (10902)
→‎top : Nanitsy hadisoam-pitendrena
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana avy amin'ny rindrankajy am-pinday Fiovana amin'ny fampiharana Android
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Bleeding finger.jpg|180px|Mena ny loko ny ra rehefa mitondra diôksizena izy na rehefa misy diokzizena manodidina azy.|ankavanana|thumb]]
 
Ny '''Ra''' dia ranoka mitondra ny okzizenaoksizena any amin'ny sela mamelona ny olombelona, ny plasma, ilay ranoka, ny tena betsaka indrindra amin'ny lafin'ny "proportion" ; misy ra daholo ny biby rehetra.
 
Izaraina ny diôkzizenadiôksizena sy ny sakafo ilain'ny "tissu"<ref>Amin'ny fiteny frantsay ao amin'ilay lahatsoratra</ref> ({{O2}}) eraky ny vatana ny ilaina ny ra. Mitondra ny loto avoakan'ny "tissu" koa ny ra toy ny diôksida karbôna ({{CO2}}) na ny loto mizy nitirôzenina<ref>Azôty koa (N)</ref> makany amin'ny valahana na makany amin'ny tsinay. Ilaina mitondra ny sely miaro sy manamaritaka ny hôrmôna eraky ny vatana koa ny ra.
 
Ny [[tsoka]] ny manamboatra ny sela ny ra, ny anaran'ny tao manamboatra ny ra dia tenenina hoe 'hematôpoiezy' (''hématopoïèse'')