Arabo (vahoaka) : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k
k
Ny '''Arabo''' dia [[vahoaka semita]] ireo olona [[Fiteny arabo|miteny arabo]] sady manana kolontsaina arabo avy ao amin' ny [[saikanosin'i Arabia|Saikanosin' i Arabia]] ka miparitaka ao [[Afrika Avaratra]] sy ao [[Atsinanana Afovoany]] ary ao amin' ny Saikanosin' i Arabia.
 
== Ny fiteny arabo ==
Ny [[fiteny arabo]] dia [[fiteny semitika]] tenenina ao avaratr' i [[Afrika]] sy any [[Azia Andrefana]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin' ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ôfisialy, dia eo amin' ny 240 000 000 eo ho eo. Ny boky masin' ny [[silamo]], ny [[Kor'any]], izay nosoratana tamin' ny teny arabo, no manome lanja io fiteny io eo anivon' ny vahoaka mozilmana eran-tany. Samihafa ny fiteny arabo an-tsoratra sy ny fiteny arabo tenenina.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Finoana silamo|Silamo]]
25 198

modifications