Eorôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Niala ny fanovàna 1037078 nataon'i Thelezifor (resaho)
Marika: Annulation
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
 
Any Eoropa, ny [[Gresy taloha]] no toerana nahaterahan'ny kolontsaina eorôpeana. Nahazo lanja ny firenena eorôpeana tamin'ny taonjato faha-16, indrindra taorian'ny fiantombohan'ny [[fanjanahan-tany]]. Teo anelanealn'ny taonjato faha-16 sy ny taonjato faha-20, ny firenena eorôpeana dia nanana zanatany tany [[Amerika]], indrindra tamin'ny taonjato faha-17 sy faha-18, tao amin'ny ankabeazan'i [[Afrika]], tao [[Oseania]], ary tao amin'ny tapany avaratra sy atsimon'i [[Azia]]. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao Eorôpa, nampahazo lanja an'i [[Etazonia]] sy ny [[Firaisana Sôvietika]] teo anivon'ny taonjato faha 20. Nandritra ny Ady mangatsiaka dia voazara roa i [[Eoropa]]: ny faritra andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny faritra atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i [[Varsôvia]], nampidy ny Fiaro Vy ("Rideau de Fer" amin'ny [[teny frantsay]]).
 
== Firenena ao Eorôpa ==
* '''Firenena ao Eorôpa:''' [[Albania]] - [[Alemaina]] - [[Andôra]] - [[Aotrisy]] - [[Belzika]] - [[Bielôrosia]] - [[Bolgaria]] - [[Bôsnia-Herzegôvina]] - [[Danemarka]] - [[Espaina]] - [[Estônia]] - [[Fanjakana Mitambatra]] - [[Finlandy]] - [[Frantsa]] - [[Gibraltara]] - [[Grisia]] (na [[Gresy]]) - [[Hôngria]] (na [[Hongaria]]) - [[Irlanda|Irlandy]] - [[Islandy]] - [[Italia]] - [[Jeôrjia]] - [[Kipra]] (na [[Sipra]] na [[Kiprôsy]]) - [[Krôatia]] (na [[Krôasia]]) - [[Letônia]] - [[Liechtenstein]] - [[Litoania]] - [[Loksemborga]] - [[Makedônia Avaratra]] - [[Malta]] - [[Môldavia]] - [[Môntenegrô]] - [[Nederlandy]] - [[Norvezy|Nôrvezy]] - [[Okraina]] - [[Polonia|Pôlônia]] - [[Portogaly|Pôrtogaly]] - [[Romania]] - [[Rosia]] - Saint-Martin - [[Serbia]] - [[Slôvakia]] - [[Silaovenia|Slôvenia]] - [[Soeda]] - [[Soisa]] - [[Torkia]] - [[Tsekia]] (na [[Repoblika Tseky]]) - [[Vatikàna]]
 
== Jereo koa ==
 
* [[Vondrona Eoropeanina]]
 
'''Ireo kontinenta'''