Indô-ariana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-2:
 
== Ny fiteny indô-ariana ==
Ny [[fiteny indô-ariana]] dia ireo fiteny mamorona sampana iray ao amin' ireo [[Fiteny indo-iraniana|fiteny indô-iraniana]], izay ao anatin' ny [[Fiteny indô-eoropeanina|fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]. Ao [[Azia Atsimo]] no tena ahitana olona maro miteny azy ireo: ao amin' ny roa ampahatelo avaratr' i [[India]], ao [[Pakistàna]], ao amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i [[Afganistana|Afganistàna]], ao [[Bangladesa]], ao [[Nepal|Nepaly]], ao [[Sri Lanka|Srilanka]] ary ao [[Maldiva]]. Ny mpiteny indo-ariana dia 1. 500. 000. 000 any ho any. Ny tena maro mpiteny dia ny fiteny hindostany ([[Fiteny hindi|fiteny hindy]] sy [[Fiteny ordò|fiteny ordo]]: olona miisa 240. 000. 000 any ho any), ny [[fiteny bengaly]] (olona 230. 000. 000 any ho any), ny [[fiteny penjaby]] (olona 90. 000. 000 any ho any), ny [[Fiteny Marathi|fiteny maraty]] (olona 70. 000. 000 any ho any), ny [[fiteny gojaraty]] (olona 45. 000. 000 any ho any), ny [[fiteny orià]] (olona 30. 000. 000 any ho any), ny [[fiteny sindy]] (olona 20. 000. 000 any ho any), ny [[Fiteny Nepal|fiteny nepaley]] (olona 14. 000. 000 any ho any), ny [[Fiteny singalesa|fiteny singaley]] (olona 16. 000. 000 any ho any), ny [[fiteny seraiky]] (olona 14. 000. 000 any ho any), ary ny [[Fiteny assamey|fiteny asamey]] (olona 13. 000. 000 any ho any).
 
== Jereo koa ==