Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
 
Ny '''Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly''' na '''Kônsily faharoa tao Kônstantinôpla''' dia [[kônsily ekiomenika]] fahadimy natao teo amin' ny tantaran' ny Fivavahana kristiana. Nanamafisana ny fananan' i [[Kristy]] [[Natiora (teôlôjia)|natiora]] roa ny Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no kônsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny nestôrianisma. Ny emperora [[Jostiniano I|Jostiniano]] no nampanao azy ary ny patriarka EotikiiosyEotikiosy avy any Kônstantinôpôly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan'ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i Teôdôra avy any Môpsoesto sy i Teôdôreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin' ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon'ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampîhavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana [[Mônôfizisma|mônôfizita]] ao amin' ny tapany atsinanan' ny empira.
 
== Jereo koa: ==
28 220

modifications