Sidôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
'''Sidôna''', fantatra amin'ny anarana hoe '''Sayda''' na '''Saida''' ([[Fiteny arabo|Arabo]]: صيدا), no [[tanàna]] fahatelo lehibe indrindra ao [[Libàna|Libanona]]. Any amin' ny Governemanta atsimo no misy azy, ary io no renivohitra, ao amin' ny morontsirak' i [[Mediteranea]]. I [[Tirosy]] any atsimo ary ny renivohitra [[Beirut]] any avaratra dia samy 40 km avokoa. I Sidôna dia misy mponina manodidina ny 80 000 ao anatin' ny fetran' ny tanàna, raha ny velaran-tanànany kosa dia manana mponina mihoatra ny iray tapitrisa tapitrisa.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Tirosy]]
 
[[sokajy:Libana]]