Bokin' i Jônà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pieter Lastman - Jonah and the Whale - Google Art Project.jpg|vignette|''I Jona sy ilay trozona,'' nataon'i Pieter Lastman, taona 1621.|352x352px]]
Ny '''Bokin' i Jôna''' na '''Bokin' i Jônasa''' dia boky ao amin' ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin' ny [[Testamenta Taloha]] ao amin' ny [[Baiboly]] kristiana. Mitantara ny amin' ny mpaminany [[Jona (mpaminany)|Jônà]] (na Jônasa) izay nirahin' Andriamanitra any [[Ninive]] (renivohitry ny [[Asiria|Asiriana]]) mba hampibebaka ny mponina tao nefa nitady lalan-kafa tsy ho any. Niteraka fahasahiranana ho azy izany ka nandeha tany Ninive ihany izy amin' ny farany. Avotra tamin' ny fahatezeran' Andriamanitra ny mponina tao Ninive rehefa nibebaka. Tsy araka ny itiavan' i Jônà azy izany famelan-keloka azon' izy ireo izany. Manambara ny boky fa tsy ho an' ny [[Jiosy]] (na Jody) ihany ny famonjena fa ho an' ny olombelona rehetra.
 
== Fanoratana ny boky ==