Tirôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:SubmergedEgyptianHarbour_TyreSour_Lebanon_RomanDeckert04112019.jpg|thumb|241x241px|Andry vato tranainy mipoitra ivelan' ny ranomasina, ny tanàna vaovao any aoriana amin' ny faravodilanitra.]]
[[Sary:Map of Lebanon.png|vignette|Sarin-tanin' i Libanona]]
 
I '''Tirosy''' na '''Tiro'''<ref><small>''Tyro'' no fiantsoana azy ao amin' ny [[Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta malagasy]]</small></ref> na '''Tira'''<ref><small>''Tira'' kosa no fiantsoana azy aoamin' ny [[Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy|Baiboly katôlika malagasy]]</small></ref> ([[Fiteny arabo|arabo]]: صور, [[Fiteny grika|grika]]: Τύρος, ''Týros'') dia tanàna any amin' ny tapany atsimon' i [[Libàna|Libanona]], iray amin' ireo [[tanàna]] tranainy indrindra misy olona eran' izao tontolo izao, na dia ao vanim-potoana amin' ny [[Andro Antenatenany]] nandritra ny taonjato vitsivitsy monja, nisy mponina kely fotsiny. Izy io dia iray amin' ireo tanàna lehibe [[Fenisia|fenisianina]] voalohany indrindra sy toerana nahaterahan' i Eorôpa, ary i Kadmôsy sy i Foeniksa ny rahalahiny, ary koa i Didô mpanorina an' i [[Carthage]].