Tirôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
I '''Tirosy''' na '''Tiro'''<ref><small>''Tyro'' no fiantsoana azy ao amin' ny [[Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta malagasy]]</small></ref> na '''Tira'''<ref><small>''Tira'' kosa no fiantsoana azy aoamin' ny [[Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy|Baiboly katôlika malagasy]]</small></ref> ([[Fiteny arabo|arabo]]: صور, [[Fiteny grika|grika]]: Τύρος, ''Týros'') dia tanàna any amin' ny tapany atsimon' i [[Libàna|Libanona]], iray amin' ireo [[tanàna]] tranainy indrindra misy olona eran' izao tontolo izao, na dia ao vanim-potoana amin' ny [[Andro Antenatenany]] nandritra ny taonjato vitsivitsy monja, nisy mponina kely fotsiny. Izy io dia iray amin' ireo tanàna lehibe [[Fenisia|fenisianina]] voalohany indrindra sy toerana nahaterahan' i Eorôpa, ary i Kadmôsy sy i Foeniksa ny rahalahiny, ary koa i Didô mpanorina an' i [[Carthage]].
 
== Firesahana an' i Tirosy ao amin' ny Baibolytontolo jodeô-kristiana ==
 
=== Firesahana an' i Tiro ao amin' ny Baiboly ===
 
==== Ao amin' ny bokin-tantara ====
Araka ny voasoratra ao amin ny [[Baiboly]], tamin' ny nanamboarana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempolin' i Jerosalema]] voalohany (atao hoe [[Tempolin'i Sôlômôna|Tempolin' i Salômôna]], taonjato faha-10 tal. J.K.) dia nandefa hazo sy mpandrafitra sy mpiasa trano tany amin' i [[Sôlômôna|Salômôna]] i Hirama I mpanjakan' i Tiro ([[Boky voalohan'ny Mpanjaka|1Mpanj]]. 6-8; [[Boky faharoan'ny Tantara|2Tantara]] 3-5).
 
==== Ao amin' ny bokin' ny mpaminany ====
Ny [[Bokin' i Isaia|Bokin’ i Isaia]] (vita tamin' ny taonjato faha-4 na faha-3 tal. J.K.) dia miresaka ny faharavan’ i [[Babilôna]] sy i Tiro (Isaia 13 – 23).
 
=== Ny kônsily natao tao Tiro ===
Tamin' ny vanipotoan' ny [[kristianisma]] dia nisy [[kônsily]] na sinôda telo natao tany Tiro dia ireto:
 
* ny [[Kônsily voalohany tao Tiro|kônsily voalohany]] dia natao tamin' ny taona 335 taor. J.K., izay nitsarana an' i Atanasiosy;
* ny kônsily voalohany dia natao tamin' ny taona 449 taor. J.K., izay nandinihana ny amin' i Ibasy, evekan' i Edesa;
* ny kônsily voalohany dia natao tamin' ny taona 514 na 515 taor. J.K., izay nandavana ny [[Kônsily tao Kalkedôna]] (na Kalsedoana).
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[sokajy:Libana]]
<references />