Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Andalana faha-20:
Araka ny filohan' ny tetezamita dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika na lalàna na firenena"<ref>[http://www.madagascar-tribune.com/Aucun-pays-et-aucune-loi-ne,17005.html « Aucun pays et aucune loi ne doivent faire pression sur notre pays… »]</ref>. Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin' ny asa an-terivozona mandrapahafaty<ref>[http://webcache.googleusercontent.com/search?q=cache:BGyj6q_5nd0J:www.laverite.mg/index.php/inona-no-vaovao/20234-raharaha-7-febroary-asa-an-terivozona-mandra-pahafaty-no-sazin-ny-filoha-teo-aloha-+&cd=3&hl=fr&ct=clnk&gl=fr Raharaha 7 febroary - Asa an-terivozona mandra-pahafaty no sazin ’ ny Filoha teo aloha -- Laverite.mg]</ref>).
 
Ho an' ny tale jeneralin' i ACM (''Aviaton Civil de Madagascar'') indray dia mampatahotra io fampiasana amin' ny tanjony ara-pôlitika an' io NOTAM io; satria araka ny lazain' ny OACI (''Organisation de l'aviation civile internationale''), dia tokony ampiasaina amin' ny tanjona aerônaotika, fizorana ary filaminana ihany. <ref>[{{Cite web |title=Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète |url=http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance|accessdate=2012-07-02 de NOTAM à|archivedate=2012-06-02 |archiveurl=https://web.archive.org/web/20120602224017/http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre -politique : -le DG -dg-de-lacm-sinquiete/ l’ACM s’inquiète]}}</ref>
 
== Fifidianana filoham-pirenena malagasy 2013 ==