Fanahy (kolontsaina malagasy): Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
(Kolontsaina malagasy)
 
kAucun résumé des modifications
 
Ny '''fanahy''', araka ny [[kolontsaina malagasy]], dia zavatra ao amin' ny [[olombelona]] izay entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy, mampiavaka ny olona amin' ny biby,. Ny hoe manahy dia midika hoe "manana eritreritra be momba ny zavatra iray sy tsy mety mitony saina noho izany".
 
 
Ny '''fanahy''', araka ny [[kolontsaina malagasy]], dia zavatra ao amin' ny olombelona izay entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy, mampiavaka ny olona amin' ny biby,
 
== Ohabolana momba ny fanahy ==
* ''Voalavo mandositra andro: mahin' ny fanahy ratsy natao halina.''
* ''Voalavo mihazakazaka alina: tsy ny lalana no mahamaika, fa ny fanahy ratsy atao andro lava no mahamaody.''
 
== Jereo koa ==
*[[Fihavanana]]
*[[Fanahy]] (finoana)
*[[Fanahin'ny vatana|Fanahin' ny vatana]]
28 591

modifications