Pôntio Pilato: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ecce homo by Antonio Ciseri (1).jpg|vignette|295x295px|''Ecce homo'' ("Indro ny lehilahy"), sary nataon'i Antonio Ciseri. Maneho an'i Jesoa avy any Nazareta amin'ny mponin'i Jerosalema i Pontio Pilato.]]
I '''Pontio Pilato''' dia lehilahy romanarômana, governora na prokoratoraprôkoratora romanarômana nanapaka ny faritany romananrômanan' i [[Jodea]] (na Jodia) fahatamin' ny andro nanapahan' ny emperora [[Tiberio (emperora)|Tiberio]], nandritra ny 11 taona, teo anelanelan' ny taona 26 sy 36. Niverina tany Roma[[Rôma Taloha|Rôma]] izy tamin' ny faran' ny taona 36 na tamin' ny fiantombohan' ny tanataona 37. ''Pontius Pilatus'' no anarany amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Nanana fahefan' ny mpitsara ny governoran' i Jodea, nefa anjaran' ny [[Sinedriona jiosy|Sinedriona]] ny raharaham-pitsarana momba ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]]. Araka ny [[Filazantsara]] dia i Pilato no nitsarana an' i [[Jesoa]] (na Jesosy) ka nandidy ny hanameloana azy ho faty amin' ny alalan' ny [[Fanomboana an' i Jesoa|fanomboana]] amin' ny [[hazo fijaliana]], araka ny fanapahan-kevitry ny Sinedriona rehefa avy nitsara azy noho ny fiampangan' ny Jiosy (na Jody) azy ho niteny ratsy an' Andriamanitra, na dia niaiky ny maha tsy mana-tsiny an' i Jesoa aza i Pilato.
 
Tsy fantatra marina izay tena niafaran' i Pilato. Araka ny filazàn' i [[Eosebio avy any Kaisaria]] (mpahay tantara sy teolojianateôlôjiana) dia maty namono tena tao amin' ny lohasahan' i Rodano (frantsay: ''Rhône'') i Pilato. Araka ny lovantsofina hafa dia maty maritira tao RomaRôma izy. Mihevitra azy sy ny vadiny ho maritiora ka mankalaza izany amin' ny 25 Jona ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo etiopiana|Fiangonana etiôpiana ôrtôdôksa]].
 
Mihevitra azy sy ny vadiny ho maritiora ka mankalaza izany amin'ny 25 Jona ny [[Fiangonana etiopiana ortodoksa]].