Fitsanganan-ko velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-12:
 
I Alkestisy koa dia nitsangana tamin' ny maty ka velona telo andro nefa tsy nahazo ny tsy feteza-maty.
 
=== Araka ny zôrôastrisma ===
Mino ny [[Fiainana aorian'ny fahafatesana|fiainana aorian' ny fahafatesana]] sy ny [[Fitsarana farany|fitsarana]] ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n’ ny maty ny Zôrôastriana. Araka ny finoana zôrôastriana dia mankany amin’ ny toeram-pitsarana ny fanahin' ny maty afaka telo andro aorian' ny fahafatesany. Mino ny [[fitsanganan-ko velona]] sy ny [[fiainana mandrakizay]] ny [[Zôrôastrisma|Zôrôastriana]]. Amin’ ny [[andro farany]] no hitrangan’ izany amin’ ny fotoana hanavaozana izao tontolo izao sy hamerenana indray ny fahamarinana. Amin’ ny farany dia samy ho any am-paradisa avokoa ny olona rehetra.
 
== Fitsanganan-ko velona araka ireo fivavahana abrahamika ==