Fitsanganan-ko velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
=== Araka ireo fivavahana tany Afovoany Atsinanana ===
Ny fiheverana ny amin' ny fitsanganana amin' ny maty dia hita ao amin' ny soratry ny fivavahana taloha tany Afovoany Atsinanana. Ny soratra vitsy tao amin' ny fivavahan' ny [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egiptiana]] sy ny [[Kanaana (faritra)|Kanaanita]] dia miresaka an-kolaka ny amin' ny fahafatesana sy ny fitsanganan' ny andriamanitra toa an' i [[Ôsirisy]] sy i [[Baala]]. I Sir James Frazer, ao amin' ny bokiny ''The Golden Bough'' dia mitatitra ny amin' ireo andriamanitra maty avy eo teraka indray ireo, nefa maro amin' ireo ohatra ireo, araka ny mpandinika maro, no tsy manova endrika ny soratra loharano. I Tryggve Mettinger dia manohana, ao amin' ny bokiny vao nivoaka tsy ela, fa ny fotsangananafitsanganana sy ny fiverenana amin' ny fahabelomana dia zava-dehibe amin' ny andriamanitra Baala (''Baal''), Melkarta (''Melqart''), Adônisy (''Adonis''), Esmona (''Eshmun''), Ôsirisy (''Osiris'') ary Domozy (''Dumuzi'').
 
=== Araka ny fivavahan' ny Grika taloha ===