Fitsanganan-ko velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fitsanganan'''-'''ko''' '''velona''' na '''fitsangana''' '''amin' ny''' '''maty''' dia ny fiverenan' ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin' ny [[fiainana mandrakizay]]. Mino ny fitsanganan-ko velona ny [[Kristianisma|Kristiana]] sy ny [[Silamo]]. Misy ampahany amin' ny mpanaraka ny [[fivavahana jiosy]] izay tsy mino ny fitsanganana amin' ny maty, isan' izany ny [[Sadoseo]] (na Sadoseanina). Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny [[Zôrôastrisma|fivavahana zôrôastriana]] sy ny fivavahana tany [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta taloha]]. Ny fivavahana any Azia Atsinanana ankehitriny koa dia ahitana firesahana ny amin' ny fitsanganana amin' ny maty.
 
== Fitsanganan-ko velona araka ireo fivavahana taloha ==