Alahady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Alahady''' dia [[andro]] fahafito ao amin' ny [[herinandro]] raha ny [[Alatsinainy]] no atao andro voalohany fa andro voalohany kosa izy raha ny Alatsinainy no atao andro faharoa. Andro fahefatra izy ho an' ny herinandro manomboka amin' ny [[Alakamisy]].
 
== Fiforonan-teny ==
Ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] hoe ''Alahady na Lahady'' dia avy amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الأحد / ''al-aḥad'' izay midika hoe "andro voalohany".
 
== Ny andro Alahady eo amin' ny kolontsaina malagasy ==
== Jereo koa: ==
 
=== Laharan' ny Alahady ao amin' ny herinandro ===
Andro fahefatra ny andro Alahady ao amin'ny herinandro manomboka amin' ny [[Alakamisy]].
 
=== Ny finoana momba ny Alahady ===
Andro mahery ny andro Alahady, noho izany dia tsy mety ny manao fandevenana, raha tsy folanandro.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Alatsinainy]] - [[Talata]] - [[Alarobia]] - [[Alakamisy]] - [[Zoma]] - [[Asabotsy]]