Alarobia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
 
=== Finoana momba ny andro Alarobia ===
Andro ratsy ny Alarobia satria tsy miverina. Andro narokana amin' ny fanaovana famoizana, fandevenana, fanaovana afana, famadihan-drazana, fitomaniana ny maty, famangia-manjò, ary fialan-tsaona. Tsy azo atao ny miainga handeha lavitra na manao zavatra tiana hanan-danja lehibe amin' ny andro Alarobia fa tsy ho tafody an-tanindrazana fa ho faty any, nefa ny fanaovana izany amin' ny andro Alarobia mifoha Alakamisy (harivan' ny Alarobia), toy ny Asabotsy mifoha Alahady, dia mety tsara. Alarobia tsy miverina" no nilazan' ny Ntaolo malagasy ny Alarobia. Tsy mety ny manao hasoavan-jaza amin' ny andro Alarobia. Andro tsara hakana vohitra na hanaovaa kabary ny Alarobia. Ny lahimbahona no faditry ny Alarobia.
 
== Jereo koa: ==