Fiteny kantôney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of sinitic languages-en.svg|ankavanana|170px|thumb|Saritany maneho ny toerana itenenana ireo fiteny sinoa]]
 
Ny '''fiteny kantôney''' (amin' ny [[fiteny sinoa mandarina]] ary kantôney : 粤语 (sinôgrama nentindrazana), 粵語 ([[sinôgrama]] notsorina, tononina hoe ''Yuè yǔ'' amin' ny fiteny manadarina ary ''Jyut<sup>6</sup> jyu<sup>5</sup>'') dia fiteny sinoa tenenina any amin' ny tapany atsimon' i Sina, ao amin' ny faritan' i [[Guangdong]], i [[Guangxi|Guanxi]] any [[Hong Kong]] ary any Macao.
 
Samihafa amin' ny fiteny sinoa mandarina ny fiteny kantôney ary betsaka noho ny fahasamihafan' ny [[fiteny espaniolaespaniôla]] sy ny [[fiteny frantsay]] ny fahasamihafan' ny fiteny kantôney sy ny fiteny mandarina. Mora mifankahazo ihany anefa ny mpiteny mandarina sy ny mpiteny kantôney amin' ny fiteny an-tsoratra, noho ny sinôgrama mitovy.
 
Ny mahasamihafa ny fiteny kantôney amin' ny fiteny mandarina amin' ny lafin' nylafiny fanononana, dia ny fiteny kantôney manana [[haabom-peo]] sivy (efatra ny haabom-peo ampiasain' ny fiteny mandarina), izany hoe misy fomba sivy samihafa ny hanononana [[Vanin-teny|vaninteny]] iray, ary samihafa ny zavatra tenenina arakarak' izay haabom-peo izay. Sady matetika mifarana amina [[renifeo]] ny vanintenin' ny teny kantôney sady betsaka noho ny amn' ny teny mandarina ireo renifeo mahazo mamarana vaninteny (''-p, -m, -n, -ng, -k, -t''), nefa amin' ny fiteny mandarina dia roa fotsiny no isan' ireo renifeo mahazo mamarana vaninteny (''-n'', ''-ng'').
 
Soratana amin' ny alalan' ny sinôgrama ny fiteny kantoney, ary maromaro amin' ireo sinôgrama ampiasainy ireo no tsy miasa na tsy hita intsony amin' ny fiteny mandarina (afaka manonona azy na tsy dia mampiasa azy firy). Ohatra (dikan-tsoratra jyutping)
 
* 佢 ''keoi5'', « izy, azy » (tononina ''qú'' amin' ny fiteny mandarina fa tsy misy dikany ; 他 ''tā'' no hampiasaina) ;