Melaneziana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Two Vanuatu girls.jpg|vignette|297x297px|Zazavavy kely any [[Vanoato|Vanuatu]]]]
Ny '''Melaneziana''' dia vahoaka monina amin' ireo [[vondro-nosy]] mitambatra ao amin' i [[Melanezia]], ao avaratra sy avaratra-atsinanan' i [[Aostralia]], sy mahafaoka an' i [[Papoazia-Ginea-Vaovao]] sy an' i [[Kaledônia-Vaovao]] ary an' ireo vondro-nosy Solomon sy [[Vanoato|Vanuatu]] ary Fidji.
 
== Fiaviany ==
Ny Melaneziana dia taranaky ny olona izay nifindra monina avy any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i [[Azia]] tamin' ny alalan' ny lakan-dehibe tokony 3  000 taona tal. J.K. hatramin' ny taonarivo voalohany tal. J.K. Nizotra nanjkany atsinanana sy niorim-ponenana tsikelikely tao amin' ireo faritra a-morontsiraka tao amin' ireo nosy ireo izy ireo alohan' ny hidirany tany afovoan-tany.
 
== Asa fivelomana ==
Andalana faha-14:
 
=== Kolontsaina taty aoriana ===
Rehefa nifandray amin' ny mpivarotra sy misionera kristiana tamin' ny faran' ny taonjato faha-19 sy tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20 ny Melaneziana dia tsy nanary ny fomban-drazany fa namorona fivavahana mampifangaro finoana sy fomba, dia ny fivavahana amin' ny sambo, ny finoana [[Milenarisma|milenarista]] izay inoany ny hisian'ny sambo hitondra harena ho azy ireo. Tamin' ny taona 2011 dia fantatra fa ny 92  %n' ny Maleziana dia Kristiana.
 
=== Fiteny any Melanezia ===
Andalana faha-24:
* [[Fiteny melaneziana]]
*[[Melanezia]]
 
* [[Papoa (vahoaka]])
* [[Abôrijinan' i Aostralia|Tompon-tanin' i Aostralia]]
* [[Veda (vahoaka)]]
* [[Negritô]]
* [[Pigmea]]