Andamàna (vondro-nosy): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''nosy''' '''Andamàna''' dia [[tamba-nosy]] ao avaratra atsinanan' ny [[Ranomasimbe Indiana]], ao amin' ny Ranomasin' i Andamàna, mikambana amin' i [[India]], ahitana [[nosy]] miisa 204 ka 38 no misy olona monina. I Port Blair no tanàna lehibe indrindra ao sady rehivohiny. Misy mponina 314 239 ny ao.
 
== Ny fitenin' ny vahoakamponina andamaneyao amin ny nosy Andamàna ==
Ny [[fiteny any Andamàna]] dia [[fianakaviam-piteny]] misy [[Vondrom-piteny|vondrona]] roa, dia ny fiteny andamaney lehibe sy ny fiteny andamaney avaratra (atao hoe fiteny onge-jaraoa, mba tsy hisian' ny fampifangaroana azy amin' ny sampan' ny fiteny andamaney lehibe any avaratra).*